|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manofana
Fototeny  2 ofana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to temper, to harden. [1.2]
5 to temper steel; to harden [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 tremper l'acier; durcir [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11  manofana
Fototeny  12 ofana
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 Mamolavola mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny takin' ny fandrosoana entin' ny toetr' andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to train people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 former des gens capables [1.8]
Ohatra  17  ahitana tombony kokoa ny manofana ny tantsaha sy ny mpiompy izay efa mahatratra ny telo ampahefatry ny mponina ankehitriny toy izay mbola hampitombo indray ny isany. [4.27#]

Teny iditra (3/3)18  manofàna
Fototeny  19 ofana
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manofana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  21 famanona, 22 famonana, 23 fanomana, 24 manafona, manofàna, manofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27