|
|
|
|

Teny iditra1  ofony
Fototeny  2 ofo
Sokajin-teny  3  anarana sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4 Ilay hofakofaka na hoditra miendaka ka miala rehefa miofo ny biby miofo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 écaille ou peau qui tombe à la mue [1.3]
Voambolana  6  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  7 foino, ofony, 8 onofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12