|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ofo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiovan' ny hoditra na fihintsanan' ny volon' ny vorona; fahalasanan' ny rano ny lokon-damba na fiovan' ny loko nony voan' ny hainandro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 scaling off. see ofaka, ofy.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 mue, changement de peau, de couleur
[1.3] 6 dégradation de teinte [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 16 ofy |
| Mpanahaka | 17 ofaka |
| Teny iditra (2/2) | 18 ofo |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Teny enti-milaza ny fahefana na hasin' ny fanafody na ny sampy
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|