|
|
|
|

Teny iditra1  ofy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vaofy, fanalana hoditra voankazo, hoditra vodinjavamaniry toy ny mangahazo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 (toute l'île). Epluchure, épiderme des organes végétaux ; périsperme des grains, etc. D'où le verbe miofy : épulcher, décortiquer, etc. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  16  Haizavamaniry
Tovy hevitra  17 ofa, vofy

Fivaditsoratra  18 fio, 19 foy, ofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19