|
|
|
|

Teny iditra1  Ohabolana sy fomba fiteny
Singan-teny  2 ohatra, 3 volana, 4 fomba, 5 fiteny
Sokajin-teny  6  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7 navoakan' i Léonard Ramaroson tamin' ny taona 1958. Boky roa no tafavoaka.
8 Tsy voaisa ny ohabolana zavon-tany ao.
9 Ny mahahafa kely azy ity, dia ny fandaharana ny ohaholana araka ny fihetsi-panahy malagasy (firaisan-kina, fifankatiavana, havana sy mpianakavy...) ary mbola voatsikera amin' ny lafiny sy andinidiny indray. [2.299#10]
Mpanoratra  10 Ramaroson Léonard

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17