|
|
|
|

Entry1  oharina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  ohatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako
Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao
Explanations in English  9  [1.2] to be measured, to be compared.
10  [1.7] to be compared
Explanations in French  11  [1.3] qu'on mesure, que l'on compare
12  [1.8] qu'on compare
Examples  13  [2.270#74] raha oharina amin' Ikopa!
14  [2.445#66] Azo oharina amin' ny tontolo manodidina io hevitra io.
15  [2.59#200] koa ny fahoriana manjò amin'izany, tsy azo oharina ny hangidiny.

Anagrams  16  aharony, ahorina, aniraho, anohary, anorahy, anoriha, arahony, aronahy, hanoira, hanoria, haorany, haorina, haraony, hariaño, harinao, haroany, haroina, haronay, hianora, hiorana, hiranao, hiraona, hoarina, horiana, iahoran, ihaoran, iharano, iharoan, ihoaran, iroahan, ironaha, niahora, nihaora, niharoa, nihoara, niroaha, oharina, rahonay, rihaona, roahina

Updated on 2025/07/29