|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  o-i-e
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Hira na antsoantsom-pifaliana ataon' ny ankizy rehefa manao harendrina amin' ny Fandroana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a sound made in shouting at something, or when a thief, etc. is being chased. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [oy e] 5 cris d'allégresse poussé par les enfants durant l'illumination du fandroana [1.3]
Voambolana  6  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/2)7  oie    
Sokajin-teny  8  anarana (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  9 vorombe, gisa
10 (figuré) olona ketrina, olona tonendrina, olona mitandrantandrana, bakakan'olona [1.4]
11 gisa, vorombe [1.5]
Sary 

Fivaditsoratra  12 eio, o-i-e

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17