|
|
|
|

Entry1  oksizena
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany
(ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena)
7  [1.13] [oksizenina] Singa simika
Explanations in French  8  [1.13] [oksizenina] Oxygène
Other spellings  9  oksizenina
Analogs  10  O
Tables and plates  11  Periodic Table

Updated on 2025/08/10