Entry | olam-pototra | |
Elementary words | olana ; fototra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny vary naketsa ka maniry sady mahavokatra be dia be ny solofony sy ny sakeliny [1.1] | |
Explanations in English | Used in miolam-pototra [1.2] | |
Updated on 2023/06/11 |