|
|
|
|

Teny iditra1  olimpanjehy
Singan-teny  2 olitra, 3 mpanjehy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Toetra voalohany ananan' ny lolo raha vao foy, alohan' ny hiofoany ho samoma; misy tongony folo ny olimpanjehy, ka ny enina miraikitra amin' ny tratrany, ny efatra amin' ny kibony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the name of a caterpillar, so called from its motion of putting head and tail together before each step. [1.2]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12