Entry (1/2) | 1 olitra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Kankana kely fahita amin' ny hena, nofo efa simba na lo: Feno olitra io hena io fa ario |
Explanations in English |
9 [1.2] a grub, a small worm. [Malay Ulat.] Comp. kankana. 10 [1.7] a worm |
Explanations in French |
11 [1.8] ver |
Vocabulary |
12 Zoology: invertebrates |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word olitra |
Article |
14 Randzavola: kankana sy olitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 15 olitra |
Part of speech | 16 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] Areti-nify mandoaka maharary aoka izany, izay noheverin' ny ntaolo fa avy amin' ny fisiana kankana bitika kely mandoaka ny nify: Mararin' ny olitra izy ka tsy nianatra. |
Explanations in English |
23 [1.2] toothache, which is supposed to be occasioned by a small worm in the tooth 24 [1.7] toothache |
Explanations in French |
25 [1.54] mal aux dent (litéralement ver) 26 [1.8] mal aux dents |
Vocabulary |
27 Health |
Anagrams | 28 alotry, laotry, liƓtra, olitra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |