|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olo-manga |
| Singan-teny | 2 olona, 3 manga |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a famous or notable person
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 un chéri, un favori
8 réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est [1.3] 9 personnage marquant, renommé [1.8] |
| Ohatra |
10 Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe!
[2.528#]
11 Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena. [2.356#] |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|