|
|
|
|

Teny iditra1  olo-marina
Singan-teny  2 olona, 3 marina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona tsara toetra, indrindra eo amin' ny fanaovana ny marina sy ny hitsiny [1.1]
Ohatra  6  Voahirana, hoy i Dolfa, mifona aminao aho, hay olomarina i Fandrava, ary rainao izy [2.895]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02