|
|
|
|

Teny iditra1 olom-banona
Singan-teny  2olona, 3vanona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona tsara fototra, ambony toetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a familiar friend, and open-ended person; a liberal master [1.2]
7 good and successful people; establishment types [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 sur qui on peut compter; honnête, franc, loyal [1.3]
9 gens honnêtes, corrects [1.8]
Ohatra  10 ary ny fahazoana ny fitondrantena tsara ao amin' ny Sekoly no haha-olombanona anareo. [2.649#]

Fivaditsoratra  11 amboñolona, 12 olom-banona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12