|
|
|
|

Entry1  olona tsy mandarà
Elementary words  2  olona, 3  tsy, 4  mandà, 5  ra
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  olona tsy mangoraka ny hafa, mafy fo [1.1]
Analogs  8  tsy mitse-po, tsy mangora-po, fo vato, tsy mihontsina

Updated on 2025/10/11