|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olon-kova be |
| Singan-teny | 2 olona, 3 hova, 4 be |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza olona tsotsotra, tsy mandà izay omena sy ampanaovina azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 good-natured, kind, mild. See olom-be.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[olon-kovabe]
8 bonasse, qui prend tout en bonne part
[1.3] |
| Tovy hevitra | 9 olon-kova |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|