|
|
|
|

Teny iditra1  omby malia
Singan-teny  2 omby, 3 malia
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 omby ompiana tsy mba tazonina am-bala fa avela hiraoka an-kijana izay mazàna any amin'ny faritry ny aty ala [1.62#824]
Ohatra  6  omby malia fatratra ny filohany, ary nanandrify ahy. [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12