Entry | 1 omby mifahy |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 omby, mifahy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] omby hatavezina |
Explanations in English |
5 [1.2] a fattened ox. |
Examples |
6 [2.996] Ny zanak'omby mifahy aterinareo ho fanati-pihavanana dia tsy hojereko akory. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |