Entry | 1 ondrindrano |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ondry, rano |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody |
Explanations in English |
5 [1.2] a water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly. |
Examples |
6 [2.131] tsy patsa tsy ondrindrano ngosoany manetsihetsy |
Vocabulary |
7 Zoology: invertebrates |
Analogs | 8 angidina |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word ondrindrano |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |