|
|
|
|

Teny iditra1  oram-baratra
Singan-teny  2 orana, 3 varatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 orana be fiavy arahin-kotroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 rain accompanied with thunder and lightning [1.2]
Ohatra  7  Avy tampoka ny orambaratra tamin' izay ka nisy vitsivitsy matin' ny varatra. [2.508#]
Voambolana  8  Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12