|
|
|
|

Teny iditra1  orinasa
Singan-teny  2 orina, 3 asa
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fanjarian'asa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 usine, entreprise [1.13]
Ohatra  7  Ireo entana vitan'ny orinasa eto an-toerana no naseho tao. [2.442#]
8  Raha vao mihoatra ny olan' ny orinasa izy dia tondroina ho manao politika. [1.369#]
9  Orinasa lehibe iray vao niforona no nandray azy, tantsora-tale no toerany tao. [2.4#]
10  Misy takalony hatrany ny fanampiam-bola tsy toko tsy forohana omen' ny orinasa; [4.27#]
Voambolana  11  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  12 anisaro, 13 asarony, orinasa, 14 rosiana, 15 Sariona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11