|
|
|
|

Teny iditra1  osy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a goat (Capra hircus) [1.2]
5 a goat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 bouc [1.54]
7 chèvre [1.3, 1.8]
Ohatra  8  Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha. [2.606#]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  12 Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  13 iso, osy, 14 sio, 15 soy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09