|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ovotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ilay fotsifotsy afovoany indrindra ao anatin' ny hazo, tsoakan-dravinala sy rofia
[1.1] 4 Atin'ny ravinala, izay fotsy ary fihinana [Betsimisaraka] [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Bourgeon terminal des Arecaceae, encore appelé « coeur de palmier », ou chou-palmiste lorsqu'on l'utilise comme légume.
6 C'est un mets recherché, mais la plupart des Arecaceae meurent lorsqu'on prélève le chou-palmiste. 7 On en distingue, en malgache, de nombreuses variétés : 8 ovo-boanio ou coeur de Cocotier, 9 ovo-drofia ou coeur de Raphia, etc. 10 Voir aussi ovatra [Merina, Sakalava, Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 ovotra |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Nom plus spécialement donné à Typha angustifolia L. (Typhaceae), dont on consomme le coeur (Voir ovotra ).
17 Les feuilles adultes sont aussi employées en sparterie pour la confection de nattes et de chapeaux grossiers. [Bara, Mahafaly] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 20 avotro, ovotra, 21 Ratovo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|