|
|
|
|

Entry (1/2)1  paingotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina
Explanations in English  4  [1.7] a pin
Explanations in French  5  [1.3#476, 1.8] épingle
Examples  6  [2.472] Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny.
7  [2.472] Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny.
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words 

Entry (2/2)23  paingotra
Part of speech  24  noun
Explanations in English  25  [1.7] an informer
Explanations in French  26  [1.8] mouchard

Updated on 2025/09/12