|
|
|
|

Entry1  paohina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  paoka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Faohina avy hatrany ary amim-pahakingana: Nopaohin' ny papango ny akohokely
Alaina an-keriny avy hatrany dia entina mandositra: Nopaohin' ny tontakely daholo ny fitafiany rehetra tao an-trano
Explanations in English  9  [1.7] to be snatched, to be carried off
Explanations in French  10  [1.3] qu'on enlève lestement, qu'on rafle: Nopaohin' ny papango ny akoho kely (La papangue a enlevé les petits poulets) ~ Nopaohin' ny mpangalatra ny fitafiako rehetra teto an-trano (Les voleurs ont raflé tous mes vêtements dans la maison)
11  [1.8] qu'on saisit, qu'on emporte
Proverbs  12  Proverbs containing the word paohina

Anagrams  13  ahopany, anapiho, anapohy, anipaho, hapaony, hapinao, hapoany, hopaina, iapohan, ipaohan, ipoahan, ipohana, niapoha, nipaoha, nipoaha, paohina, poahany, poahina

Updated on 2025/07/29