|
|
|
|

Entry1  paosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ... fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo) [1.1]
Explanations in English  4  a pocket [1.7]
Explanations in French  5  poche [1.3, 1.8]
All compound words  6  2 combinations of this word
Vocabulary  7  Economy: clothing

Anagrams  8 apiso, 9 aposy, 10 paiso, Paiso, 11 paosy

Updated on 2025/10/12