|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  -paritra
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe faritra
Ohatra  3  Fampahalalana ireo fomban-drazana isam-paritra [2.445]

Teny iditra (2/2)4  paritra
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fizarazan' ny feo amin' ny hira; feo voalohany, feo faharoa, torebiny... [1.1]
Voambolana  7  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  8 diso paritra

Fivaditsoratra  paritra, 9 ripatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09