|
|
|
|

Teny iditra1  pehina
Fototeny  2 paika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika ~ Nopehiny ny lohako
5 Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto vato ireto
6 Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 see Paika [1.2]
8 to be struck as with a hammer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on frappe [1.8]
Ohatra  10  Miantoraka eny aminy ny tadin-dasely, pehina hiala eny an-dohany ny satro-boriny. [2.470]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  pehina, 16 pihena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02