|
|
|
|

Entry1  pensily
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fanoratana amin' ny solaitra
Explanations in English  6  [1.2, 1.7] a pencil
Explanations in French  7  [1.8] crayon
Examples  8  [1.437#] raha homana, atosika ihany," Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny.
9  [2.424#] Raha manana olana amin'ny fakana ny angeza sy ny endriky r sary ianareo, asio tsipitsipika mahitsy zoro manify amin'ny pensily hazo eo ambonin'ilay sary tianareo alaina tahaka ato anaty boky.

Updated on 2025/08/10