|
|
|
|

Teny iditra1  pepoina
Fototeny  2 pepo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana lempona, atao pepo: Adala mihitsy i Soa kely: nopepoiny tamin' ny vato ny sininy
5 Tsy avala hitraka, tsy avala handroso: Aza pepoina ny tanora fa avela izy hivelatra amin' ny maha-izy azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be made hollow [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12