Entry | 1 petahana |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 petaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Raiketana: Nopetahany taratasy misy teny fanarabiana ny lamosin' Isambilo Asiana, tefohana: Petaho tehamaina io zaza io fa maditra Raisina, samborina: Nopetahan' ny polisy tlay mpangalatra |
Explanations in English |
9 [1.2] to be made to have something sticking on, as a wall to be papered. 10 [1.7] to have something stuck on it |
Explanations in French |
11 [1.8] qu'on colle ou applique sur quelque chose |
Examples |
12 [2.48] ary dia petahana ny tanan-tsotro niafana, petahana indroa amy ny io |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word petahana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |