Entry | petrak' ahitra | |
Elementary words | petraka ; ahitra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fandrika atao mba hanombotombohana ny hafa (nisy olon-dratsy mpamandrika taloha izay nanao toy izao: nametraka entan-kely teo anjoron-dalana izy, dia nihataka lavidavitra nitily, ka izay naka an' ilay entan-kely dia notombohany ho mpangalatra) [1.1] | |
Updated on 2023/07/03 |