|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  petsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy maina fa misy rano ka mando be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 wet, soaked, sloppy; fig. exceedingly corpulent. See Lona. [1.2]
Ohatra  5  Be sandry aho be sandry, hay petsa pataloa rehefa sendra ny matanjaka! [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)11  petsa
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 laoka matsiro [Taisaka] [1.78]
Voambolana  14  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  15 pesta, petsa, 16 tsepa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19