|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 petsapetsa |
| Fototeny | 2 petsa |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 sloppy.
[1.2] 6 wet, soaked [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 mouillé, trempé
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 19 petsapetsa |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Honahona nototofana natao tanimbary
[Betsileo]
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|