|
|
|
|

Teny iditra1  petsapetsa vava
Singan-teny  2 petsapetsa, 3 vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona tsy mahatam-bava, mania vava, milaza ny nafenina na ny tsy tokony holazaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12