|
|
|
|

Teny iditra1  pitsohy
Fototeny  2 pitsoka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana pitsohina [Fitanisana]
Ohatra  4  pitsohy ity varavarana ity fa very ny fanalahidy [1.1]

Fivaditsoratra  pitsohy, 5 tsipiho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10