|
|
|
|

Entry (1/2)1  poketra
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.2] the ankle bone. See kitrokely

Entry (2/2)4  poketra
Part of speech  5  noun
Morphology 
6  Simple :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy
Explanations in English  9  [1.2] a purse, a handbag, a small portmanteau
Examples  10  [2.4] Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia.
Other spellings  11  poaketra

Updated on 2025/08/10