|
|
|
|

Entry1  poloney
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Polonina: olona mahery fo ny Poloney
Momba an' i Polonina, an' i Polonina na avy any Polonina: Sambany nisy Papa poloney tamin' ity taonjato ity [1.1]
Explanations in English  4  a Pole
polish [3.1]
Explanations in French  5  un polonais, une polonaise
polonais, polonaise [3.1]
Vocabulary  6  Geography: countries, people
Analogs  7  polonina

Updated on 2025/09/12