Entry | 1 poritra |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Tery: Poritra aho fa mikisakisaha Sahirana mafy: Poritry ny volan' olona izy ka namidiny ny ombiny Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. |
Explanations in English |
10 [1.7] squeezed or crushed; embarrassed in trouble |
Explanations in French |
11 [1.8] embarrassé, troublé |
Examples |
12 [2.472] Tsy nisy intsony ny karaman-jaitra, mpamonjy poritra anay. |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word poritra |
Anagrams | 14 aporitr, paritro, poritra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |