|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 potehina |
| Fototeny | 2 potika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao motika, atao torotoro: Nopotehiny ny bokiko ka tsy manaiky aho
5 Alaina baraka: Nopotehiny ny lazan' ny rahalahiny, tamin' ny endrikendrika sy ny fosafosa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be broken into small pieces
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on casse, qu'on brise en petits morceaux
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12 potipotehina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|