|
|
|
|

Teny iditra1  potipotika
Fototeny  2 potika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4 broken into small pieces; broken or spoiled; potehina [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 brisé en petis morceaux cassé, abîmé [1.8]
Ohatra  6  Atody miady amam-bato amin' ny fisehon-javatra maro ny fiainany ka tena torotoro sy potipotika tokoa tsy misy azo anoharana intsony. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19