|
|
|
|

Teny iditra1  raba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  6 rabaraba
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 bara, Bara, raba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21