|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 rabaraba
Fototeny  2raba
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Root of arabaraba, mirabaraba, mandrabaraba [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre [1.3#496]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  19raba

Teny iditra (2/4)20 rabaraba
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny anglisy  22 a word used for a rat in the phrase tain-drabaraba [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  23 (vieux) rat [1.3#496]
Voambolana  24 Haibiby: mampinono
Kamban-teny rehetra  25tain-drabaraba

Teny iditra (3/4)26 rabaraba
Sokajin-teny  27 anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 Fivelatry ny ravin-javamaniry raha vao mitsiry [Sakalava] [1.1]
Voambolana  29 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (4/4)30 rabaraba
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 karazan-kazo (Chaetocarpus rabaraba, Capuron) [3.1]
Voambolana  33 Haizavamaniry: hazo

Fivaditsoratra  34 barabara, 35 rabaraba

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08