Entry | 1 Rabevoina |
Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
Elementary words | 3 be, voina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? |
Explanations in English |
5 [1.2] A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. |
Examples |
6 [2.293] Hitan-tsikidy lahy izany rabevoina maty teto izany. |
Vocabulary |
7 Forms of Address |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |