|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rada |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitenitenenam-poana tsy misy antony; firediredena
4 Fitenenana miahotrahotra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 flutter, confusion, distraction of mind, a hasty and indistinct mode of expression.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 15 Ontam-po |
| Tovy hevitra | 16 radarada |
| Fivaditsoratra | 17 adrà, 18 Arda, 19 dara, darà, rada |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|