|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 radarada |
| Fototeny | 2 rada |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitenitenenam-poana tsy misy antony; firediredena
5 Fitenenana miahotrahotra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 flutter, confusion, distraction of mind, a hasty and indistinct mode of expression.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 16 rada |
| Teny iditra (2/2) | 17 radarada |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Halavana.
[Sakalava]
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|