|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rafotsibe nandevina eranambatry |
| Singan-teny | 2 ra-, 3 fotsy, 4 be, 5 mandevina, 6 erana, 7 ambatry |
| Sokajin-teny | 8 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 olona mitahiry hitsinjovana ny ho avy
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|