|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rahampitso |
| Singan-teny | 2 raha, 3 ampitso |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 tomorrow; lit. when tomorrow. See ampitso
[1.2] 7 tomorrow [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 demain
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
9 Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao?
[2.471]
10 Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy. [2.472] |
| Voambolana | 11 Fotoana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|