|
|
|
|

Entry1  raha tany ka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola
Elementary words  4  raha, ka
Other spellings  5  rahatany

Anagrams  6  hanaritaka, hatakarina, ikatrahana, katrahanay, raha tany ka

Updated on 2025/01/21