|
|
|
|

Entry1  raha tsy izany
Elementary words  2  raha, 3  tsy, 4  izany
Part of speech  5  locution
Explanations in French  6  else [1.17.fr#35]
7  sinon: Atsaharo izany resaka izany, fa raha tsy izany handeha aho (Cessez ce discours, sinon je me retire) [1.4.fr#764]
8  sinon: Ndeha haka fiarakaretsaka, raha tsy izany dia ho tratra aoriana isika (Prenons un taxi, sinon nous serons en retard) [1.66.fr#868]

Anagrams  9 izany raha tsy ..., 10 raha tsy izany

Updated on 2025/10/11